|
|
|
|

Teny iditra1  lambam-piraka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lamba tsotra saingy nopetapetahana zava-mamiratrany manaraka ny sisiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [firaka, lead] a native lamba on which designs in lead beads are worked
Singan-teny  5  lamba, firaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07