Teny iditra lamban-databatra
Singan-teny lamba ; latabatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy [latabatra, a table] a table-cloth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nappe de table [1.13]
Ohatra Nibolisatra aho, ary angamba ho potraka mihitsy raha tsy nahavoaray ny lambandatabatra. [2.332]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15