|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  lambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  polissage
5  Figuré: caresse faite avec la main [1.3#381]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Anarana :

Teny iditra (2/4)9  lambo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  Se disait des fainéants qui aiment à manger [2.415]

Teny iditra (3/4)12  lambo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  kisoa [Tanosy] [1.78]
15  Kisoa dia: Mihaza lambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  the wild hog, a somewhat common animal in the forest regions of Madagascar and very destructive to plantations. There appear to be two species of this animal: one called lamboniva, inhabiting the lower coast regions, Potamochaerus madagascariensis, or P. africanus, Gray; and another called lambonava, found in the upper forests, P. Edwardsi, Grandid.; the latter is the larger of the two. [Comp. Mal. lambu, an ox] [1.2]
17  a wild boar, a wild pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  sanglier [1.54, 2.415, 1.8]
19  sanglier malgache, potamochère, symbole de puissance et de grande activité sexuelle [1.196]
20  cochon, porc [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  21  Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava. [2.472#239]
Voambolana  22  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny lambo io
Lahatsoratra  37  Randzavola: lambo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/4)38  lambo
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny frantsay  40  On donne ce nom aux plantes censées stimulantes et aphrodisiaques. Notamment à :Uvaria manjensis Cavaco et Keraudren (Annonaceae). D'après Debray, « la décoction des feuilles est utilisée par les Mikea contre les douleurs rhumatismales » (Contribution à l'inventaire des Plantes Médicinales de Madagascar ORSTOM, 1975, p. 16). Les fruits, d'après cet auteur, ne renferment que des flavones et des stérols à l'exception d'alcaloïdes. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  41  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  43  lambo, lomba, mbola

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14