Teny iditra | 1 lambonava |
Singan-teny | 2 lambo, ava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#L125] ilay karazam-dambo vaventy aty ampatrana. Potamochoerus edwardsii, Grandidier. Vaventy kokoa noho ny lamboniva ity ary vonivony kokoa ny volony. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] wild hog found in the upper forests, Potamochoerus edwardsii, Grandidier. |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |