Teny iditra | 1 lamohina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory |
Fototeny | 4 lamoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 halamony, haniloam, hialonam, hilomana, himaloan, hiolanam, holamain, ilamohan, lamohina, nalohaim, nialoham, nilamoha, nilaoham, niloaham, niolaham, nolamahi, nolamahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |