|
|
|
|

Teny iditra1  lampihazo
Singan-teny  2  lampy, hazo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  (lampi-hazo) [hazo, wood] a boarded platform [1.2]
5  a wooden stage platform; the stage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  estrade; le théâtre [1.8]
Ohatra  7  Dia nikabary teo ambon'ny lampihazo natao ny Mpanjaka; [2.59#]
8  Niakatra teo ambony lampihazo lehibe izy, nipetraka teo ambony Ranavalona I. [2.508#]
9  Efa sangin' ny ranomasina sy ny onja vaventy izao ny lampihazo sisiny havanana. [2.471#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07