Teny iditra | 1 landemy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo fanao fanafody ny hodiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a small tree, a decoction or infusion of the leaves of which is drunk for malarial fever; children born in the month of alakaosy used to be beaten with twigs from this tree in order that any evil attending them might be dispelled [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (de mandemy, racine lemy : affaiblir, enlever sa force, sa puissance ; il était capable, en tant que plante magique, de neutraliser les destins néfastes. landemivavy). Anthocleista amplexicaulis Baker et Anthocleista madagascariensis Baker (Gentianaceae). Arbres à bois mou, dégageant une odeur vireuse, désagréable. On leur prête de nombreuses vertus dont certaines sont certainement imaginaires, car ce sont avant tout des arbres magiques. [Sihanaka]
[1.196] 6 [Merina] 7 [Bezanozano] 8 [Betsimisaraka] |
Ohatra |
9 Ny landemy be an-tendron-kavoana: tsy tapahina, fa fialo-kalofan' ny sesika nianika [2.245#12] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |