Teny iditra | lemy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Halefolefo, habodahana, haasana: Ny lemin-dRadity no nahazoana an-dRavorona [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Softness; the soft part [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qualité de ce qui est mou; mollesse; la partie molle [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | lemy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] takibaka [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lemy, mely |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |