Teny iditra (1/2) | 1 landy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a silkworm [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 ver à soie [1.8, 1.13] |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 20 landy |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
23 silk [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 soie [1.8, 1.13] |
Voambolana |
25 Toe-karena: zaitra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |