Teny iditra malandy (landy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] fotsy [Rakotosaona 1975]
 Fotsy
¶ Enti-milaza ny omby fotsy tokam-bolo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] white [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] blanc (couleur, et robe des boeufs). [David: Dialectes (takila L)]
Mpitovy hevitra malandilandy
Mpanahaka  Soratr'omby

Teny iditra malandy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malambolambo sy malemilemy toy ny lamba vilory [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra malandilandy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31