| Teny iditra (1/4) | 1 langa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisandratana ambony
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 hauteur, élévation (duplicatif langalanga plus usité)
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10 langalanga |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 12 langa |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 15 langa |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [Antesaka] dondon-kandrina
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 18 langa |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 22 kalanga |
| Tsanganana sy sary iray takila |
23 label="tandrokomby" run="omby?tv=t" /> |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|