Teny iditra | 1 langoroany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] tambour |
Ohatra |
4 [2.508#] Novelezina ny langoroany dia nifandringana indray ny roa tonta. 5 [2.649#] dia ny mpitsoka sodina sy mozika ary ny mpitendry lokanga miaraka amin' ny ampongabe sy ny langoroany |
Voambolana |
6 Feon-kira: zavamaneno |
Mpanahaka | 7 amponga, detra, hazolahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |