|
|
|
|

Teny iditra1  lany andro
Singan-teny  2  lany, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana

Fivaditsoratra  5  andiloran, lany andro, nandilora

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22