|
|
|
|

Teny iditra1  lany fanahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] very hevitra tsy mahita izay hatao intsony amin' ny fananarana na amin' ny fitadiavana zavatra tsy hita
Singan-teny  4  lany, fanahy

Fivaditsoratra  5  fanilihana, fihilanana, hifanalany, hifanilana, lany fanahy, nilafihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21