Teny iditra | lany maina | |
Singan-teny | lany ; maina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lany foana tsy misy antony, amin'ny tsinontsinona Vanja may tsy harena, goavin' Ilaihavana [1.1] | |
Fivaditsoratra | amilinana, ilaminana, lany maina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |