|
|
|
|

Teny iditra1  lany ringana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.293] Nisy olon-kendry ta-hananatra ny mpanjaka tamy ny fitondram-panja- kana, fa nahery namono be loatra ny vahoaka ilay mpanjaka, ka saiky lany ringana ny vahoany.
4  [2.996] Fa nahoana no lany ringana ny sisan'i Jodà?
Singan-teny  5  lany, ringana

Fivaditsoratra  6  lany ringana, nangalariny

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12