|
|
|
|

Teny iditra1  laoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka
4  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] hazandrano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank]
6  [1.7] meat, fish, vegetables, etc eaten with rice
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on mange avec le riz
Ohatra  8  Inona izao no laoka hatao eo! [2.4]
9  Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356]
10  laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245]
11  Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny laoka io

Fivaditsoratra  22  aalok, akalo, alako, alaok, aloak, alòka, aloka, aolak, lakao, laoka, loaka, olaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08