|
|
|
|

Teny iditra1  lapa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] tranon'ny mpanjaka
4  [1.1] Trano itoeran' ny Andriamanjaka
Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
Trano voafidy hanaovana famorana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a palace, the residence of the sovereign
the residence of a noble on his estate
the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
any large house in a town or village used as a place of assembly
6  [1.7] a palace
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] palais
Ohatra  8  [2.59#] Ary trano natao lapa dia Besakana;
9  [2.588#] Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa;
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
Kamban-teny 
Lohateny  21  Lapan' ny tananan' Antananarivo (Andriamanantena Georges (Rado))
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny lapa io
Lahatsoratra  23  Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08