|
|
|
|

Teny iditra1  lasam-borona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary
Singan-teny  4  lasa, vorona
Tovy hevitra  5  lasam-binany
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny lasam-borona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10