Teny iditra | lasa | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa ¶ Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika ¶ Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra ¶ Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ ¶ Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay ¶ Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony ¶ Lany andro: Efa lasa izany lamody izany ¶ Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto ¶ Manomboka milalao: Lasa aho [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé
à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~
Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~
Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~
Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé) ¶ pris, emporté, volé, acheté: Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc) ¶ qui a fait son temps, passé, mort: Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière) [Abinal 1888] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Teny mitovy hevitra | lasana | ||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lasa io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |