Teny iditra lasantsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ilo azo avy amin' ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsy dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Turpentine [this word is from the first part of the French l'essence de terebinth] [1.2]
 Gasoline, petrol; turpentine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'essence, essence pour voiture; térébenthine [1.8]
  [Merina] (du français « l'essence »). Nom appliqué aussi bien à l'essence d'origine végétale. Dans ce dernier cas, il désigne plus spécialement l'essence de térébenthine. Cette dernière est introduite car les Pins cultivés à Madagascar (voir hazokesika) ne produisent que peu de résine. [1.196]
Ohatra 
1Olana ny fikojakojana azy ary lafo ny lasantsy. [2.117]
2Tsy nisy lasantsy, hono, ka tsy nisy fiara mpitatitra niasa. [2.445]
3Ny heriny, milina ao anatin' io makarakara io, tondrahana lasantsy fotsiny dia mihavao miaraka amin'ny vava. [1.281]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: l' essence.

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15