Teny iditra lasantsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ilo azo avy amin' ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsy dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy turpentine [this word is from the first part of the French l'essence de terebinth] [Richardson 1885]
 gasoline, petrol; turpentine [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay l'essence, essence pour voiture; térébenthine [Hallanger 1974]
  [Merina] (du français « l'essence »). Nom appliqué aussi bien à l'essence d'origine végétale. Dans ce dernier cas, il désigne plus spécialement l'essence de térébenthine. Cette dernière est introduite car les Pins cultivés à Madagascar (voir hazokesika) ne produisent que peu de résine. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: l' essence.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Olana ny fikojakojana azy ary lafo ny lasantsy. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 93]
2Tsy nisy lasantsy, hono, ka tsy nisy fiara mpitatitra niasa. [FOFAFIPE: Haivola, takila 50]
3Ny heriny, milina ao anatin' io makarakara io, tondrahana lasantsy fotsiny dia mihavao miaraka amin'ny vava. [Ravalison: Atodiorokoroka]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31