Teny iditra | 1 latsa-drakitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] giving money by putting it into a plate, etc., at a collection |
Ohatra |
5 [2.59#] Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra. |
Singan-teny | 6 latsaka, rakitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |