Teny iditra | 1 latsaka babay, tonga babay |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) |
Voambolana |
5 Kilalao |
Singan-teny | 6 latsaka, tonga, babay |
Tsipelina hafa | 7 latsakaibabaytongaibabay |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |