|
|
|
|

Teny iditra1  latsaka babay, tonga babay
Singan-teny  2  latsaka, tonga, babay
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa).
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte)
Voambolana  6  Kilalao
Tsipelina hafa  7  latsakaibabaytongaibabay

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21