|
|
|
|

Teny iditra1  lava lamosina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana ireo tsy miasa fa miriorio etsy sy eroa fotsiny [1.1]
Ohatra  4  Ry lomailava, ry tsiavalidahimavozo, ry lavalamosina [2.69#]
Singan-teny  5  lava, lamosina

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14