|
|
|
|

Teny iditra1  lava lamosina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ireo tsy miasa fa miriorio etsy sy eroa fotsiny
Ohatra  4  [2.69#] Ry lomailava, ry tsiavalidahimavozo, ry lavalamosina
Singan-teny  5  lava, lamosina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07