Teny iditra lava lamosina
Singan-teny lava ; lamosina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo tsy miasa fa miriorio etsy sy eroa fotsiny [1.1]
Ohatra Ry lomailava, ry tsiavalidahimavozo, ry lavalamosina [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14