|
|
|
|

Teny iditra1  lavenon-taolana
Singan-teny  2  lavenona, taolana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] arina azo avy amin'ny fandorana taolana ao anatin'ny goro tsy azon'ny rivotra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] noir-animal, noir d'ivoire
6  [1.13] noir-animal
7  [1.196] le noir animal de préparation locale.

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13