Teny iditra lavitry
Sokajin-teny endritenin' ny hoe lavitra
Fandikana frantsay  [Sakalava-Mayotte] loin [Andilidine: Lexique (takila L)]
Ohatra 
1Izay lavitry maso : lavitry ny fo! [Rajaonarivelo: Bina]
2Ny alokaloky ny hazo kesika lavitry ny tany ilalaovana. [Ravelomanana: Lalana]
3Trarantitra hianao, tompoko, aza marofy, lavitry ny loza! [Rasamuel: Manjakadoria]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31