|
|
|
|

Teny iditra1  lefakozatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaran-kafa ilazana ny poliomielita
Ohatra  4  [2.424#] Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela.
Voambolana  5  Fahasalamana
Singan-teny  6  lefaka, hozatra
Tovy hevitra  7  poliomielita

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10