|
|
|
|

Teny iditra1  poliomielita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1][polimielita] Aretina avy amin' ny virosy iray izay mamely ny sala mpampihetsika eo amin' ny tendron' ny tsokan-damosina ka mety hahatonga fahalemen-drantsambatana, indrindra ny rantsambatana ambany; lefakozatra
4  [1.13][pôliômelita] lefakozatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] poliomiélite
Voambolana  6  Fahasalamana
Tovy hevitra  7  lefakozatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10