Teny iditra | 1 lehifohy |
Singan-teny | 2 lehy, fohy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#L262] fomba fandeha ny pai-panorona: toy izany koa ny hoe lehihavia |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#397] manière de jouer au fanorona |
Voambolana |
6 Kilalao |
Tohi-kevitra | 7 lehilava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |