Teny iditra lehilahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
¶ Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
¶ (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a man [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay homme (mâle) [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31