Teny iditra | 1 lelan' antsy |
Singan-teny | 2 lela, antsy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy [1.1] |
Tsipelina hafa | 5 lel |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |