Teny iditra | lelik > lelika | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tototra, voasarona: Lelika ny hady Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) Comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3] | ||||||||||||
Ohatra | Ary ny tanimbary leliky ny fasika!
[2.470] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lelika io | ||||||||||||
Teny iditra | lelik > lelika | ||||||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! Lelika maty itỳ ! Quel connard! Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...] Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [tohiny 1.5] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | lakile, lelaky, lelika |