|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lemo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famonjafonjana na fitsapatsapana zavatra malemilemy
Sampanteny 
4  Anarana :
Tovy hevitra  5  lemolemo

Teny iditra (2/2)6  lemo
Fototeny  7  lena
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lemana [Fitanisana]
Ohatra  9  lemo ny valopy hiditiany tsara [1.1]
10  lemo ny lohany raha mafana loatra izy [1.1]

Fivaditsoratra  11  lemo, leom, melo, melo-, mole

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08