Teny iditra lenta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1]
Tovy hevitra leta
Kamban-teny 

Teny iditra lenta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Niveau [1.13]
Tovy hevitra levina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11