Teny iditra (1/2) | 1 leta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. |
Tovy hevitra | 4 lenta |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 leta |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 letaleta |
Fivaditsoratra | 11 leta, tale, tela |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |