Teny iditra | leta | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1] | |||
Tovy hevitra | lenta | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | leta | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | letaleta | |||
Fivaditsoratra | leta, tale, tela |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |