|
|
|
|

Teny iditra1  letsin-trosa
Singan-teny  2  letsy, trosa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fomba ifanaovan' ny olona mifampisambo-bola ka ahana amin' ny zavatra hafa na vola tsikelikely ny trosa ananan' ny olona amin' ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19