Teny iditra levenam-bola (levina, vola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vola notehirizin' ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany
¶ Soa natao izay tokony handraisam-baliny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (lit. buried money), advantages accrued due to past good deeds [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay économies; avantages dûs aux bonnes action dans le passé [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2011/02/18