|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  levina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  levina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo

Teny iditra (3/3)12  levina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia
15  [1.13] fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] niveau, niveau d'eau
17  [1.13] niveau
Voambolana  18  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  19  lenta

Fivaditsoratra  20  alevin, avelin, ivelan, levina, nalevi, nalevy, navely, nivela, velañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21