Teny iditra | lian-tsofina (liana, sofina) | |||
Sokajin-teny | fomba fiteny | |||
Famaritana malagasy | ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | avide d'entendre, curieux de nouvelles [Abinal 1888] | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/29 |
![]() |