Teny iditra lian-tsofina
Singan-teny liana ; sofina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avide d'entendre, curieux de nouvelles [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17