Teny iditra lily
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Enti-milaza tandrok' omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpitovy hevitra baka
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

Teny iditra lily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] fomba: lilin-drazana [Rajemisa 1985]

Teny iditra lily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy didy [SLP 1986]
  [Provincial] provincial for didy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay découpe [SLP 1986]

Teny iditra lily
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] hevitra [Rakotosaona 1975]

Teny iditra lily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sihanaka] Nom donné aux feuilles des bambous et autres grandes Poaceae. D'où l'expression mandily bararata : enlever les feuilles des roseaux avant de les utiliser pour faire des clôtures. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra Lily
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa 1966]
Voambolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31