|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  lily
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Bara] Enti-milaza tandrok' omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana
Voambolana  4  Toe-karena: fiompiana
Tovy hevitra  5  baka
Tsanganana sy sary iray takila  6  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Teny iditra (2/6)9  lily
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] [Sakalava] fomba: lilin-drazana
Kamban-teny 

Teny iditra (3/6)13  lily
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.13] didy
16  [1.1] [Provincial] provincial for didy
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.13] découpe

Teny iditra (4/6)18  lily
Sokajin-teny  19  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.78] [Tanosy] hevitra

Teny iditra (5/6)21  lily
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] Nom donné aux feuilles des bambous et autres grandes Poaceae. D'où l'expression mandily bararata : enlever les feuilles des roseaux avant de les utiliser pour faire des clôtures. [Sihanaka]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)25  Lily
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.11]
Voambolana  28  Haitoetany: renirano, farihy
29  Fizahatany: toerana mahaliana
Sary 
30  31  32 

Fivaditsoratra  33  lily, Lily

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/07