Teny iditra loa-bary mitahy vady
Singan-teny loa-bary ; mitahy ; vady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fizapan-javatra misy fiangarana, ka ny anjaran' ny olon-tiana atao betsaka, fa ny an' ny hafa atao kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20