Teny iditra loa-body
Singan-teny loa- (loaka) ; -body (vody)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Loaka na gorobaka ny vodiny (harona na hevitra) [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21