|
|
|
|

Teny iditra1  loaho
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana loahana [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.245#] samy laoka ireo, ka loaho ny sandoka, hitakila any ny heloka ka ho tonga aminay ny rariny
Fototeny  4  loaka
Tsipelina hafa  5  loahy

Fivaditsoratra  6  aholo, haolo, laoho, loaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21